| Teny iditra | mizihitra (zihitra) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mibontsina, midibadiba, mizihizihy: Mizihitra ny kibony Tezitra: Nizihitra tamiko izy Mihenahena tsy miteny: Nizihitra fotsiny izy nony nanontaniana [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|