| Teny iditra | moana | ||||||
| Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
| Enti-milaza olona tsy afaka miteny, tsy mamoa-peo hiteny: Tsy moana hatrany an-kibon-dreniny akory izy fa nisy loza tampoka nahazo azy ka veriny tamin' izay ny fitenenana Tsy mamaly, tsy miteny tsy mivolana: Nanontaniana izy, nefa tsy niloa-peo fa moana fotsiny tao [1.1] | |||||||
| Mute; dumb, unable to speak [1.7] | |||||||
| Muet [1.8] | |||||||
| Silencieux [1.196] | |||||||
| Voambolana | |||||||
| Ohatra |
| ||||||
| Sampanteny |
| ||||||
| Lahatsoratra | Randzavola: moana ao amin' ny Baiboly (=> aretina) | ||||||
| Teny iditra | moana | ||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||
| Non retrouvé. Voir hazomoana. [1.196] | |||||||
| Voambolana | |||||||
| Tsipelina hafa | moany ~ moano | ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30 |
|