|
|
|
|

Teny iditra mokonazy
Sokajin-teny anarana
 Voan' ny hazo atao hoe lamoty, maniry any amorontsiraka andrefana, izay ohatra ny voam-boandelaka ny habeny, amidy betsaka fa maro mpitia aty afovoan-tany amin' ny fotoana fahavokarany (avrily-mey) [1.1]
 Mokonazo (orthographe de Decary) ou mokonazy (d'après Malzac, Grandidier, etc.)
[Sakalava, Tankarana, Tsimihety] (C'est Decary qui a raison car l'étymologie probable vient de azo : gagné, obtenu ; et mokona : par derrière, à la dérobée). Ziziphus spina-christi (L.) Desf. et Ziziphus jujuba Mill. (Rhamnaceae). Arbustes épineux très communs, à fruit comestible (Jujube). Desséchés au soleil, les fruits servent à préparer une sorte de gelée émolliente, pectorale, qu'on administre aux enfants qui toussent. [1.196]
Voambolana 
Anarana ara-tsiansa Ziziphus jujuba, Ziziphus spina-christi
Ohatra Nony notadiavina izay nisy azy dia hita nidongy toa zazakely nipetraka teny ambony mokonazy izy ary tsy nety nidina fa fihirana no nafarany ny namany mba hihirany teny ambony hazo. [2.356]
Tovy hevitra konaze
Tsipelina hafa 
Sary 

Teny iditra mokonazy
Sokajin-teny anarana
 (de hazy : nu ; et mokona : par derrière). Allusion aux rameaux d'abord couverts de poils, puis devenant nus quand ils se lignifient. Dombeya greveana var. metameropsis (Hochr.). Arènes (Malvaceae). Réf. Réserves Naturelles 2925. [1.196]
Voambolana 
Anarana ara-tsiansa Dombeya greveana var. metameropsis

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/14