|
|
|
|

Teny iditra mondron-kery
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny mondro, hery
 Ny sisa tafajanona amin' ny hery [1.1]
Ohatra Fifaliana ny nahita, eny, tsy ela akory, fa tsy lany mondronkery akory ny tena nikarakara zanaka an-trano heverina ho toy ny naloaky ny kibo. [2.356]

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/16