|
|
|
|

Teny iditra mongo
Sokajin-teny mpamaritra
 Potika toy ny vovoka, torotoro, montsamontsana [1.1]
 Crushed to pieces, crushed to atoms, pulverized [1.2]
 écrasé, moulu, pulvérisé ; figuré: battu [1.3]
Ohatra 
1Marina aloha fa ny mahantra be dia olona potika, mongo, konka. [1.369]
2Koa raha misy olombelona miraviravy tanana sy manao voro-mitahy havana amin'izany, na borozano na miaramila - tsy dia hatao mongo tokoa? [2.298]
Sampanteny 

Teny iditra mongo
Sokajin-teny anarana
 Karazan-kazo [1.1]
Voambolana 

Teny iditra mongo
Sokajin-teny anarana
  [Sihanaka, Tambahoaka] ampombo [1.78]
Voambolana 

Teny iditra mongo
Sokajin-teny anarana
 (teny tranainy) Nongona, montotra [1.1]

Teny iditra mongo
Sokajin-teny anarana
  [Bara, Betsileo] (de mongo : écrasé, broyé). Nom général des espèces riches en mucilages qu'on écrasait au pilon pour préparer les mordants de teinturerie. Principalement Dionychia bojeri Naudin ined. (Melastomaceae). Voir aussi felambarika. [1.196]
Voambolana 
Anarana ara-tsiansa Garcinia pauciflora, Ochrocarpos bongo, Ochrocarpos orthocladus, Ochrocarpos perrieri, Rheedia excelsa, Rheedia madagascariensis

Teny iditra mongo
Sokajin-teny anarana
 (déformation fréquente de bongo).
[Betsileo, Merina] Garcinia pauciflora Baker et Ochrocarpos orthocladus (Baker) H.Perrier (Clusiaceae).
[Betsimisaraka, Bezanozano] Ochrocarpos bongo R.Vig. & Humbert, Ochrocarpos perrieri R.Vig. & Humbert, Rheedia excelsa R.Vig. & Humbert et Rheedia madagascariensis (Planchon & Triana) H.Perrier (Clusiaceae). [1.196]
Voambolana 
Anarana ara-tsiansa Garcinia pauciflora, Ochrocarpos bongo, Ochrocarpos orthocladus, Ochrocarpos perrieri, Rheedia excelsa, Rheedia madagascariensis

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/27