|
|
|
|

Teny iditra monja
Sokajin-teny tambinteny [Fitanisana]
 Ihany, saingy tsy fiteny afa-tsy raha misy filazana isan-javatra na isan' olona: Mpianatra telo monja no tonga androany (fa tsy fiteny ny hoe "Ikoto monja no tonga") ~ Trondro dimy monja no azoko nandritra ny andro [1.1]
 Only, just [1.7]
 Seulement, tout juste [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/02