|
|
|
|

Teny iditra monjitra
Sokajin-teny mpamaritra
 Tsy fahafaliana ka mionjononjona ary toa mitefoka koa; sosotra ka tsy miteny firy [1.1]
 Pouting [1.7]
 Qui boude [1.8]
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2009/10/22