|
|
|
|

Teny iditra moramorainy (mora)
Sokajin-teny mpamaritra
 Easy-going, not easily provoked [1.7]
 Bonasse, indifférent [1.8]
Ohatra Tsy mpitondra moramorainy sy Lalàna gedragedra no hahavitana izany, fa didy tsy azo hivalozana hikapoka ny meloka rehetra [2.503]

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/25