| Teny iditra | mosary | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| [Bara] hanoanana [1.78] | |||||
| Tsy fisian-kanina mahatarika fahafatesan' olona marobe noho ny hanoanana: Nisy mosary roa, natao hoe mavovava zokiny sy zandriny, izay nandripaka olona sesehena, tamin' ny andron' Andriamasinavalona [1.1] | |||||
| Famine [1.7] | |||||
| Famine, disette [1.8] | |||||
| [Sakalava-Mayotte] Faim, famine [1.405] | |||||
| Ohatra |
| ||||
| Sampanteny |
| ||||
| Mpanahaka | kere | ||||
| Lahatsoratra | Randzavola: mosary ao amin' ny Baiboly | ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |
|