| Teny iditra | motraka (hotraka) | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Tena malemy, masaka loatra ka zary mohaka Ratsy, tsisy vidiny, tsizarizary (fa ny teny verin-droa motramotraka no fampiasa indrindra amin' ity hevitra faharoa). [1.1] | ||
| Très mou, très cuit, presque en marmelade, très mûr [1.3] | ||
| Sampanteny |
| |
| Nohavaozina tamin' ny 2024/08/16 |
|