| Teny iditra | mpamendrofendro (fendrofendro) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Olona tsy tonga hanala na hampihena ny alahelo raha misy manjo, fa vao mainka koa mamohafoha ny alahelo: Ny tompon' alahelo leo ihany fa ny mpamendrofendro no fatratra [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|