|
|
|
|

Teny iditra mpampivelona (velona)
Sokajin-teny anarana
 Vehivavy mpampiteraka ny vehivavy bevohoka tonga andro [1.1]
 A midwife [1.7]
 Sage-femme [1.8, 1.13, 1.5]
 (toute l'île) (de velona : vivant). Matrone ou sage-femme soignant les femmes en couche. Elle utilise toujours en bains de vapeurs diverses essences et résines destinées à créer une atmosphère chaude et, si possible exempte de germes pathogènes. [1.196]
Voambolana 
Ohatra 
1Villette dia nanomana ireo ho mpampivelona ka nisy trano fiterahana naorina. [2.113]
2ambin' ny folo taona taty aoriana, ny telo lahy dokotera, ny vavy anankiroa mpampivelona. [2.356]
3fa ny Fariseo tsy nety nanaiky ny Jentilisa ho namany, ary nandrara ny vehivavy mpampivelona jiosy tsy hampivelona Jentilisa, na dia tokony hahafaty azy aza ny tsy hamonjeny ny vehivavy toy izany. [1.38]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20