| Teny iditra | mpanabe (be) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Ireo olona mpampianatra ny ankizy sy mpamolavola ny toetra amam-panahiny: Tokony hahay hankasitraka ireo mpanabe azy ny ankizy rahatrizay [1.1] | ||
| éducateur, éducatrice [1.5] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08 |
|