|
|
|
|

Teny iditra mpanaiky (aiky)
Sokajin-teny anarana
 Comme mpaneky [1.3]
Ohatra 
1nahazo azy ho mpanaiky ka hararaotina; [2.245]
2Mpanaiky ny tenin' mbadiny Rainitoandro ka namihin-tena avy hatrany tsy hiroso lalina amin' ny fanahiana hafahafa. [2.470]

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/27