|
|
|
|

Teny iditra mpanana (anana)
Sokajin-teny anarana
 Celui qui possède
Riche [1.3]
Ohatra 
1Zanak'olo-mpanana, hono, Rahanta sy Rambolatiana. [2.817]
2Na ny mahantra na ny mpanana samy efa nobaboiny avokoa. [2.895]

Teny iditra mpana (hana)
Sokajin-teny anarana
  [1.1]
 Celui qui prend à intérêt [1.3]

Teny iditra mpanana
Sokajin-teny anarana
 Chef, patron [1.60]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20