|
|
|
|

Teny iditra mpanao lalimanga
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny mpanao, lalitra, manga
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: kamo
Ohatra Tsy azo ekena intsony ny mpanao lalimanga sy mpitango lalitra. [2.472]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11