| Teny iditra | mpanarina (arina) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Olona anakinana ny fanamboarana ny zaitra tsy mety. [1.13] | ||
| Celui qui met d'aplomb, nivelle, redresse [1.3] | ||
| Ohatra | nefa toa raiki-tapisaka amin''ny tany nandavoana azy, tsy misy mpanarina ary tsy misy mpamaly mandra-maty!
[2.296] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2024/03/02 |
|