|
|
|
|

Teny iditra mpandrafitra (rafitra)
Sokajin-teny anarana
 Mpiasa manao ny rafitra (fanamboarana' hazo hatao trano, varavarana, ngorodona) ho antom-pivelomany [1.1]
 A carpenter. [1.2, 1.7]
 Charpentier, menuisier. [1.8]
Ohatra 
1Mpandrafitra eny an-drenivohitra hono no nividianana azy [2.332]
2Tany amin' ilay mpandrafitra aho indray maraina, ka izany no nanatrehako resaka nifanaovany tamin' olona teo. [2.472]
Mpanahaka  mpandrafi-bato
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20