|
|
|
|

Teny iditra mpangataka (hataka)
Sokajin-teny anarana
 Olona tsy miasa fa mangataka fiantrana ombieny ombieny no ataony antom-pivelonana [1.1]
 A beggar [1.7]
 Mendiant [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20