|
|
|
|

Teny iditra mpanompo (tompo)
Sokajin-teny anarana
 Olona miasa ho an' olona, manao raharahan' olona, ka mahazo karama na tsia [1.1]
 Mpiasa sy irakiraka ao antrano [1.13]
 Valet [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20