|
|
|
|

Teny iditra mpanoratra (soratra)
Sokajin-teny anarana
 Lehilahy na vehivavy manoratra boky, ka izany no saika antom-pivelomany [1.1]
 Writer [1.17]
 écrivain, dessinateur [1.3]
Ohatra 
1Nony vita ny mpanoratra, dia nanorina ny fivavahana [2.48]
2Fa ny anaranareo no hamarana ny tonom-bavako raha hitelina ny ranomasina, ka ho tanteraka ny tenin' ilay mpanoratra malaza hoe: [2.471]
Haiendriteny 
Tsotra : mpanoratra, mpanoratr'
Tsanganana sy sary iray takila Solon' anaranan' ireo mpanoratra malagasy

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20