| Teny iditra | mpanova (ova) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fanapahana na fanohizana olika ara-aratra [1.13] | ||
| Commutateur [1.13] | ||
| Voambolana | ||
| Ohatra | Ny antony faharoa nahombiazan' ny vahiny mpanova zavatra, dia satria tsy tonga nampihatra amboletra ny zavatra nentiny izy fa nanao teny ierana tamin' ny Mpanjaka
[2.366] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08 |
|