| Teny iditra | mpianakavibe | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Singan-teny | mpianakavy, be | |
| Enti-milaza ny fianakaviana miitatra hatrany amin' ny foko [1.1] | ||
| Ohatra | Izaroa niarahan' ny mpianakavibe nanolotra, noho ny fahasoavany angaha, nanaovany voady manokana ka notanterahany.
[2.470] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/05/30 |
|