| Teny iditra | mpianatra (anatra) | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Antokon' olona mitady fahaizana na mampitombo fahalalana eo ambany fitarihana mpanoro atao hoe mpampianatra [1.1] | |||||
| A pupil, a student [1.7] | |||||
| étudiant, élève [1.3, 1.8] | |||||
| Disciple, imitateur [1.3] | |||||
| Voambolana | |||||
| Ohatra |
| ||||
| Lahatsoratra | Randzavola: mpianatra ao amin' ny Baiboly | ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2025/02/03 |
|