|
|
|
|

Teny iditra mpifady (fady)
Sokajin-teny anarana
  [1.1]
 Celui qui s'abstient [1.3]
Ohatra Eo am-pisakafoana indray, dia tsaroako ihany koa izy, fa izy no mpisotro ny anjara divaiko: na dia tsy isan'ny mpikambana amin'ny mpifady zava-pisotro mahamamo aza mantsy aho dia tsy nanendry toaka na divay. [2.1011]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/11