|
|
|
|

Teny iditra mpihaino (haino)
Sokajin-teny anarana
 L’auditeur [1.3]
Ohatra 
1Samy nianoka ny mpihaino. [2.356]
2Iza moa no atao hoe mpihaino? [2.606]
3Satry tokoa mipetraka ho mpihaino. [2.298]
4Tsipaky ny hehy ny mpihaino rehetra. [2.270]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20