|
|
|
|

Teny iditra mpino (ino)
Sokajin-teny anarana
 Teny iantsoana ny olona manaraka antokom-pivavahana manokana, toy ny Kristianina [1.1]
 Le croyant, les fidèles [1.3]
Voambolana 
Mpanahaka  mpivavaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/06/18