|
|
|
|

Teny iditra mpiompy (ompy)
Sokajin-teny anarana
 Olona manao ho anton-draharaha ny fiompiana, izany hoe ny famelomana sy ny fikarakarana biby mba hohanina na hamidy [1.1]
 A cattle raiser, a stockman [1.7]
 éleveur [1.8]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20