Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
mpi
so
tro
(
so
tro
)
Sokajin-teny
anarana
Fatra-pitia misotro toaka na divay
[
1.1
]
A drinker, a drunkard
[
1.7
]
Buveur, ivrogne
[
1.8
]
Ohatra
1
Mampalahelo anefa fa
mpisotro
io ramatoa io.
[
1.369
]
2
Toy ny
mpisotro
ronono, tsy nanan-katao intsony izy.
[
2.270
]
3
Ny tena nijaly dia ny
mpisotro
kafe tsy nahita siramamy intsony;
[
2.472
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/20