| Teny iditra | mpitandrina (tandrina) | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Mpiandraikitra ny fandehan' ny fiangonana amin' ny lafin-javatra rehetra, indrindra ny fanahin' ny kristianina [1.1] | |||||
| A caretaker; a clergyman [1.7] | |||||
| Intendant; pasteur [1.8] | |||||
| Ohatra |
| ||||
| Lahatsoratra | Randzavola: mpitandrina ao amin' ny Baiboly | ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|