|
|
|
|

Teny iditra nahim-po
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny nahy, fo
 Sitraka, sitrapo: Samy manana ny nahim-pony ny olombelona
An-tsitrapo: Nomelohin' ny fitsarana izy satria nahim-pony no nanaovany ilay heloka vitany [1.1]
 One's own sweet will [1.7]
 Sa propre volonté [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/17