| Teny iditra | nahita > ahitana (hita) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny fameno | ||||||
| [1.1] | |||||||
| Ohatra |
| ||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Teny iditra | nahita > mahita (hita) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mahalala ny fisian-javatra iray amin' ny alalan' ny maso: Mahita rahona eny amin' ny lanitra aho Mifanena amy: Nahita an-dRasoa aho teny an-tsena Sandra, tojo: Nahita vola ariary zato teny an' arabe Isambilo Mamorona: Ny Sinoa no nahita ny vanja voalohany Ahatazanana: Mahita tsara itỳ masolavitra itỳ. Hikapa hahita ny tonony anie, handidy hahita ny vaniny: teny entina mirary soa ny mpitondra fanjakana na lehibem-pikambanana mba hahita izay mety tokony hatao hitondrana ara-pahamarinana sy amin' ny hitsiny [1.1] | |||||||||
| To see; to find [1.7] | |||||||||
| Voir, trouver [1.8] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | nahita > mahità (hita) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mahita | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
|
|