Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
nandao >
man
da
o
(
la
o
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Mamela hijanona fa lasa mandeha:
Nitomany izy nandao ny havany
[
1.1
]
To forsake, to go away
[
1.2
]
To leave, to abandon
[
1.7
]
Quitter, abandonner
[
1.8
]
Ohatra
1
Ny vorompotsy tsy
mandao
omby
[
2.131
]
2
Tsy
mandao
ny tenany intsony ny fofo-pahitra hatramin' ny niasany tamin' io toerana io.
[
2.470
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
mandao
Ny lasa :
nandao
Ny hoavy :
handao
Filaza mandidy :
mandaova
,
mandaoza