|
|
|
|

Teny iditra naotra
Sokajin-teny anarana
 Teny iantsoana ny vadin' ny iray tampo amin' ny tena, zaobavy na zaodahy: Aoka re, ry naotra, hataoko io fa sahirana ianao [1.1]
 Primitive root of ranaotra [1.2]
 Belle-soeur, beau-frère [1.54]
Voambolana 
Tovy hevitra ranaotra

Nohavaozina tamin' ny 2012/03/04