| Teny iditra | ngetroka | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Maintin' ny molaly na ny tsikoko, mainty ngizina, mainty atim-bilany Manankarem-be: Ireny olona ngetroka ireny! [1.1] | ||
| Black Rich, opulent. [1.2] | ||
| Ohatra | Araka ny hevitrao, nahoana no botsiaka ny setroka fa tsy mainty ngetroka?
[2.314] | |
| Sampanteny |
| |
| Teny iditra | ngetroka | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Chef, patron [1.60] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2020/06/29 |
|