| Teny iditra | ngidy | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Tsiro ratsy mampivivy, mifanohitra amin' ny mamy: Omeo vatomamy aho hanalako ny ngidin' ny kininina nohaniko teo Haratsiana mampitondra fahoriana: Mila tsy ho laitrany, hono, ny ngidin' ny fiainana [1.1] | ||
| Bitterness [1.2, 1.7] | ||
| Amertume [1.8] | ||
| Sampanteny |
| |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |
|