| Teny iditra |
niendaka > miendaka
(endaka)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Miala mihelakelaka: Niendaka ny manjan' ny fitaratra [1.1]
|
| | To peel off by itself;
to dissociate oneself, to disclaim someone [1.7]
|
| | Se décoller, se séparer en
lamelles; se séparer des autres, désavouer [1.8]
|
| Ohatra |
| 1 | miendaka tsikelikely ny rafitra tsirairay aminy, ary farany dia tsy hisy intsony fa lakana goavana bontolo no sisa tavela.
[2.471]
|
| 2 | Maro no niendaka ny tafo toy ny anay, ao ny goana varavarana, ao ny niongotra rindrina, ao koa ny nianjeran' ny hazo.
[2.472]
|
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
miendaka |
| Ny lasa : |
niendaka |
| Ny hoavy : |
hiendaka |
| Filaza mandidy : |
miendaha |
|
|