|
|
|
|

Teny iditra ntaolo
Sokajin-teny anarana
 Ny olona taloha, ny razana: Hita ao amin' ny ohabolana ny fahendren' ny ntaolo [1.1]
 [ny tao aloha (?).] the ancients, the ancestors. [1.2]
 The men of old, the ancestors [1.7]
 Les anciens, les ancêtres [1.8]
Ohatra 
1Ny Betatoato sy ny Trako dia karazana dihin' ny Ntaolo. [2.245]
2Inona no hotantarain' ny taranaka rehefa mba ntaolo isika? [1.437]
3Manomboka amin' ny kely indrindra ny Ntaolo raha mandrefy. [2.436]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/12