|
|
|
|

Teny iditra odiana (ody)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
 Atao ohatra ny...: Mahagaga fa odian-dRakoto tsy hita aho rehefa mifanena aminy eny an-dalana izahay [1.1]
  [1.2]
 To be pretended [1.7]
 Odiany tsy hita (Il fait semblant de ne pas voir) ~ Tsy azo odian-tsy hita (On ne peut pas faire semblant de ne pas voir, on ne peut s’empêcher de voir) [1.3]
 Qu'on fait semblant de faire [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : odiana, odiako, odianao, odiany, odiantsika, odianay, odianareo, odian', odian-, odiam-, odia-
Ny lasa : nodiana, nodiako, nodianao, nodiany, nodiantsika, nodianay, nodianareo, nodian', nodian-, nodiam-, nodia-
Ny hoavy : hodiana, hodiako, hodianao, hodiany, hodiantsika, hodianay, hodianareo, hodian', hodian-, hodiam-, hodia-
Filaza mandidy : odio

Teny iditra odiana (ody)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
 Asiana ody, sitranina: Efa latsa-paka ny aretina ka tsy azo odiana intsony [1.1]
 To be supplied with medicine. [1.2]
 Maladie qu'on traite par des remèdes: Tsy azo odiana intsony ity aretina ity (Cette maladie ne peut plus être guérie par des remèdes) [1.3]
Voambolana 
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : odiana, odiako, odianao, odiany, odiantsika, odianay, odianareo, odian', odian-, odiam-, odia-
Ny lasa : nodiana, nodiako, nodianao, nodiany, nodiantsika, nodianay, nodianareo, nodian', nodian-, nodiam-, nodia-
Ny hoavy : hodiana, hodiako, hodianao, hodiany, hodiantsika, hodianay, hodianareo, hodian', hodian-, hodiam-, hodia-
Filaza mandidy : odio

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/16