Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
oloanina
(
oloana
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Enti-milaza ny olona eo anatrehan' ny tena:
Noloaniny aho (nankeo anatrehako, nifanatrika tamiko izy)
[
1.1
]
To be put in front of.
[
1.2
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
oloanina
, oloaniko, oloaninao, oloaniny, oloanintsika, oloaninay, oloaninareo, oloanin', oloanin-, oloanim-, oloani-
Ny lasa :
noloanina, noloaniko, noloaninao, noloaniny, noloanintsika, noloaninay, noloaninareo, noloanin', noloanin-, noloanim-, noloani-
Ny hoavy :
holoanina, holoaniko, holoaninao, holoaniny, holoanintsika, holoaninay, holoaninareo, holoanin', holoanin-, holoanim-, holoani-
Filaza mandidy :
oloany
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05