| Teny iditra | ondrana | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fandehanana na fampandehanana miampita amin'ny lakana na sambo; fandefana entana na zavatra ho eny am-pita [1.1] | ||
| [1.2] | ||
| Embarquement [1.3, 1.5] | ||
| Action d'embarquer [1.3] | ||
| Teny iditra | ondrana | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fahadonendrina, toetran' ny olona donendrina, taraiky [1.1] | ||
| [1.2] | ||
| Simplicité, imbécilité, bêtise Consanguinité qui empêche le mariage [1.3] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2024/03/19 |
|