|
|
|
|

Teny iditra ondry
Sokajin-teny anarana
 Biby fiompy fianakaviam-ben' ny biby mpandinika, rakotra volo matevina ny tenany, izay fantatra amin' ny anarany hoe "volonondry". Ny feon' ny ondry rehefa maneno dia atao hoe mibarareoka. [1.1]
 A sheep. Ovis platyura, var. ondrikondry and aondry are used in the provinces. [swa. Kondoo.] [1.2]
 A sheep [1.7]
 Mouton [1.54, 1.13]
 Mouton, brebis [1.8]
Voambolana 
Anarana ara-tsiansa Ovis platyura
Mpanahaka  ondrikondrika

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/07