| Teny iditra | onga | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Tsimihety] Fotsimbary voatoto lasa vovoka fanao koba [1.1] | ||
| Teny iditra | onga | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Sakalava] Tatamo [1.1] | ||
| Voambolana | ||
| Teny iditra | onga | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Taisaka] Fiakarana [1.78] | ||
| Teny iditra | onga | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Taisaka] Fikosohana amin'ny tanana [1.78] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2013/05/31 |
|