| Teny iditra | ongahana (ongaka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Ingaina, faohina, paohina:
Nongahan' ny rivotra ny tafon' ny trano teto antanàna Entina (ka zavatra betsaka no tenenina): Nongahan' ireo mpikarama ny entana rehetra kadimy minitra monja dia nadiodio ny trano [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|