|
|
|
|

Teny iditra onony (onona)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
 Fetra, antonony: Mahalala onony. [1.1]
 Fit, suitable. [1.2]
 Convenable, de taille moyenne, d'un bon naturel; modération, tempérance: Mahalala onony io lehilahy io (C'est un homme modéré, tempérant) [1.3]
Ohatra Fa hitadiavako ny onony hahalalany ny sitrapon'ialahy. [2.298]

Teny iditra onony (onona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana ononina [Fitanisana]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/17