| Teny iditra | otronina (otrona) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Fihinina amin' ny sandry roa mifandray tanana: Azonao otronina va io vatan-kazo io Iarahana mba ho fanajana sy fanomezam-boninahitra: Notronin' ny vahoaka ny filohan' ny nosy Hodidinina: Notronin' ny fianakaviany izy tamin' izy hiondrana ho any am-pita [1.1] | |||||||||
| To be escorted [1.7] | |||||||||
| Qu'on escorte [1.8] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|