| Teny iditra | ovaka | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Tsimihety] Fo na vololon-javamaniry sasantsasany toy ny satrana, kindro, rofia..., izay azo hanina atao laoka [1.1] | ||
| Teny iditra | ovaka | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Hoditra manify miendaka; tsongo mafy mahatonga ny hoditra hiendaka. [1.1] | ||
| Sampanteny |
| |
| Teny iditra | ovaka | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Variance [1.13] | ||
| Voambolana | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/09/15 |
|