|
|
|
|

Teny iditra ozana (oza)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
 Sasana [1.1]
 To be washed, to be cleaned [1.2]
 Qu'on lave [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ozana, ozako, ozanao, ozany, ozantsika, ozanay, ozanareo, ozan', ozan-, ozam-, oza-
Ny lasa : nozana, nozako, nozanao, nozany, nozantsika, nozanay, nozanareo, nozan', nozan-, nozam-, noza-
Ny hoavy : hozana, hozako, hozanao, hozany, hozantsika, hozanay, hozanareo, hozan', hozan-, hozam-, hoza-
Filaza mandidy : ozay, ozao

Teny iditra ozana
Sokajin-teny anarana
 Mitovy amin' ny hozana [1.1]
 Comme hozana [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20