|
|
|
|

Teny iditra ozonina (ozona)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
 Rarina ratsy, ompana [1.1]
 To be cursed [1.7]
 Qu'on maudit [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ozonina, ozoniko, ozoninao, ozoniny, ozonintsika, ozoninay, ozoninareo, ozonin', ozonin-, ozonim-, ozoni-
Ny lasa : nozonina, nozoniko, nozoninao, nozoniny, nozonintsika, nozoninay, nozoninareo, nozonin', nozonin-, nozonim-, nozoni-
Ny hoavy : hozonina, hozoniko, hozoninao, hozoniny, hozonintsika, hozoninay, hozoninareo, hozonin', hozonin-, hozonim-, hozoni-
Filaza mandidy : ozony

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20