| Teny iditra | panamà | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Anaran-tsatroka vita amin' ny ahitra henjankenjana ka fisaka mafimafy ny sofiny sy ny tampony [1.1] | ||
| Voambolana | ||
| Ny fihaviany | Fanazavàna teny frantsay: panama. | |
| Teny iditra | PANAMA
![]() | |
| Sokajin-teny | anarana (fanafohezanteny) | |
| PArti NAtionaliste MAlgache [3.1] | ||
| Voambolana | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2024/11/30 |
|